Hidera (Asafa KTLM Benivary)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Tsy mba hangina hidera Anao aho Jesosy ôh
Haneho izay hafaliana miloatra avy ao am-po
Na tononkira.serasera.org mafy aza ny ady atrehanay ety
Ianao ihany no pvaj miahy sy mitantana ny dia
Refrain
Hidera Anao hatrany izahay Jesosy ôh
Raha velona miaina eto koa
Tsy hitsahatra ny ankalaza na miaina ady bexqxkuo mafy aza
Hidera Anao Jesosy ôh
2- Zao fiainana izao mandalo miserana ihany
Tsy haharitra eto fa eh vetivety raha ckll ny ety
Ianao sakaiza, ianao koa ve mba hiara-dia
Fa izahay HIDERA Ilay Jesosy
Refrain........

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Asafa KTLM BenivaryHits : 272
Likes : 0 Like
Created by : SainaRH
Date : 13/06/2025 19:46