Fitsarana anao (Asafa KTLM Benivary)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Refrain
Efa akaiky ny tononkira.serasera.org andro fitsarana
Moa mba efa niomana ve ianao
Raha ankehitriny izao no andro hitsarana anao
Vonona hiatrika Azy va ianao
Miomana miomana, ×2
Tsy ho ela intsony anie ×2
Fa efa akaiky dia akaiky ×2
Ilay Fitsarana lehibe ×2
Raha ankehitriny izao no andro hitsarana anao
Vonona hiatrika Azy va ianao
Aza dia variana intsony ×2
Fa Jesosy no antòny ×2
Ndeha hialao ny haratsiana ×2
Sao ka hiaina vhgbra fijaliana ×2
Raha ankehitriny izao no andro hitsarana anao
Vonona hiatrika Azy va ianao calatu jjoyl
Refrain........

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Asafa KTLM BenivaryVangy : 300
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : SainaRH
Daty : 13/06/2025 19:50