Fitsarana anao (Asafa KTLM Benivary)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Refrain
Efa akaiky ny andro fitsarana
Moa mba efa niomana ve ianao
Raha ankehitriny izao no andro hitsarana anao
Vonona hiatrika Azy va ianao

Miomana miomana, ×2
Tsy ho ela intsony anie ×2
Fa efa akaiky dia akaiky ×2
Ilay Fitsarana lehibe ×2
Raha ankehitriny izao no andro hitsarana anao
Vonona hiatrika Azy va ianao

Aza dia variana intsony ×2
Fa Jesosy no antòny ×2
Ndeha hialao ny haratsiana ×2
Sao ka hiaina fijaliana ×2
Raha ankehitriny izao no andro hitsarana anao
Vonona hiatrika Azy va ianao

Refrain........
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Asafa KTLM Benivary
Hits : 128
Likes : 0 Like
Created by : SainaRH
Date : 13/06/2025 19:50
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0274