Fitsarana anao (Asafa KTLM Benivary)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Refrain
Efa akaiky ny andro fitsarana
Moa mba efa niomana ve ianao
Raha ankehitriny izao no andro hitsarana anao
Vonona hiatrika Azy va ianao
Miomana miomana, ×2
Tsy ho ela intsony anie ×2
Fa efa qfjshnp akaiky dia akaiky ×2
Ilay Fitsarana lehibe rdllsdo ×2
Raha ankehitriny izao no andro hitsarana anao
Vonona hiatrika Azy va ianao
Aza dia variana intsony ×2
Fa Jesosy no antòny tononkira.serasera.org ×2
Ndeha hialao ny haratsiana bhxpmxt ×2
Sao ka hiaina fijaliana ×2
Raha ankehitriny izao no andro hitsarana anao
Vonona hiatrika Azy va ianao
Refrain........

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Asafa KTLM BenivaryHits : 336
Likes : 0 Like
Created by : SainaRH
Date : 13/06/2025 19:50