Fiderana (Asafa KTLM Benivary)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Eh hafaliana no mameno ny fo haravoana tsy lanilany koa noho ny fitahian'Ilay TsitohaNotsimbininy aho hatramizay ka natolony ho ahy ny Fanahy mba hitantana ahy mandrakizay
Refrain
Fiderana no atolotray ho Anao ôh ry Ray Ilay be Fitiavana satria Ianao no mbola miaro ahy
Mendrika Anao koa re ny laza be fa Ianao no Tompo Lehibe FIDERANA no atolotray ho re
2- Efa hatrin'ny ela no niarovany ahy ka izany no mahatonga ahy ho sahy mitantana ahy mantsy ny Fanahy
Tsy manary ahy amin'ny sarotra tao andavaka aho no avotra nosintominy aho hiakatra
Refrain.......
3-Mandrakizay ny fitahian'Ilay Ray tsy miova fa eh, MANDRAKIZAY
Na ny Fanahy Masina nomeny ho ahy hanehoany ny fitiavany ahy
Refrain.......
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Asafa KTLM BenivaryVangy : 181
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : SainaRH
Daty : 13/06/2025 19:38
