Fiderana (Asafa KTLM Benivary)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Eh hafaliana no mameno ny fo haravoana tsy lanilany koa noho ny fitahian'Ilay Tsitoha
Notsimbininy aho hatramizay ka natolony ho ahy gtltu ny Fanahy mba hitantana ahy mandrakizay
Refrain
Fiderana no atolotray ho Anao ôh ry Ray Ilay be Fitiavana satria Ianao no mbola miaro ahy
Mendrika Anao koa re ny laza be qawuqosa fa Ianao no Tompo Lehibe FIDERANA no atolotray ho re
2- Efa hatrin'ny ela no niarovany ahy ka izany no mahatonga ahy ho sahy mitantana ahy mantsy ny Fanahy
Tsy manary ahy amin'ny sarotra tao andavaka aho no avotra nowpuykq nosintominy aho hiakatra
Refrain.......
3-Mandrakizay ny fitahian'Ilay tononkira.serasera.org Ray tsy miova fa eh, MANDRAKIZAY
Na ny Fanahy Masina nomeny ho ahy hanehoany ny fitiavany ahy

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Asafa KTLM BenivaryVisites : 341
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : SainaRH
Date : 13/06/2025 19:38