Fiderana (Asafa KTLM Benivary)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Eh hafaliana no mameno ny fo haravoana tsy lanilany koa noho ny fitahian'Ilay Tsitoha
Notsimbininy aho hatramizay ka natolony ho ahy ny Fanahy mba hitantana ahy mandrakizay
Refrain
Fiderana no atolotray ho Anao ôh ry Ray Ilay be Fitiavana satria Ianao no mbola miaro ahy
Mendrika Anao koa re ny laza be fa Ianao no Tompo Lehibe FIDERANA no atolotray ho re
2- Efa hatrin'ny ela no niarovany ahy jnwah ka izany no mahatonga ahy ho sahy mitantana ahy tononkira.serasera.org mantsy ny Fanahy
Tsy manary ahy amin'ny sarotra tao andavaka aho no avotra nosintominy aho hiakatra
Refrain.......
3-Mandrakizay ny fitahian'Ilay Ray tsy fvnhch miova fa eh, MANDRAKIZAY
Na ny Fanahy Masina nomeny ho nvigmp ahy hanehoany ny fitiavany ahy

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Asafa KTLM BenivaryHits : 427
Likes : 1 Like
Created by : SainaRH
Date : 13/06/2025 19:38