Teraka teo ny andro Noely (ASAFA Andravoahangy Fivavahana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Kintana iray niseho naneho fitiavana
Nia jewx nazava namirapiratra aoka izany
Ny Anjely nanambara qcwbuabl Azy
Mpanjaka Izy

Isan'andininy:
Inty no tantaran'Ilay Mpamonjy tety
Kintana no mpitari-dalàna ny olo-kendry
Terak'Izy io no andro Noely


Nentiny ny fifaliana
Ny hira hidera Azy (Haleloia)
Ny voahary mandre feo (Haleloia 2x)
Ny hira avy ao an-danitra
Ny Anjely nanambara Azy
Mpanjaka Izy


Fitiavana no anton'izao (voninahitra)
Ny ao an-danitra ao mihoby Azy (Haleloi 2x)

Inty no tantaran'Ilay Mpamonjy tety
hiankohofan'ny olo-kendry Magy tononkira.serasera.org telo
Terak'i Kristy io no andro Noely

ou! ou! ou! ou!
a! a! a! a!
Io no Tompo
Io kvjjzs no Imanoela

--------
Rohy:
Hevitra
asafaworsh ( 23/12/2024 09:44)
Hira Krismasy Asafa FJKM Dec2024
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : ASAFA Andravoahangy Fivavahana
Vangy : 534
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : asafaworsh
Daty : 23/12/2024 09:43
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0353