Teraka teo ny andro Noely (ASAFA Andravoahangy Fivavahana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Kintana iray niseho naneho fitiavana
Nia tononkira.serasera.org pwbnsvq nazava namirapiratra aoka izany
Ny Anjely nanambara Azy
Mpanjaka Izy

Isan'andininy:
Inty no tantaran'Ilay Mpamonjy tety
Kintana no mpitari-dalàna ny olo-kendry
Terak'Izy io no andro Noely


Nentiny ny fifaliana
Ny hira hidera Azy (Haleloia)
Ny voahary mandre feo (Haleloia 2x)
Ny hira avy ao an-danitra
Ny Anjely nanambara Azy
Mpanjaka Izy


Fitiavana no anton'izao (voninahitra)
Ny ao an-danitra ao mihoby Azy (Haleloi 2x)

Inty bhuw no tantaran'Ilay Mpamonjy tety
hiankohofan'ny olo-kendry Magy telo
Terak'i Kristy io no andro Noely

ou! ou! ou! ou!
a! a! a! a!
Io no Tompo
Io no Imanoela


pdnj

--------
Lien:
Commentaires
asafaworsh ( 23/12/2024 09:44)
Hira Krismasy Asafa FJKM Dec2024
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : ASAFA Andravoahangy Fivavahana
Visites : 472
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : asafaworsh
Date : 23/12/2024 09:43
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0311