Teraka teo ny andro Noely (ASAFA Andravoahangy Fivavahana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Kintana iray niseho naneho fitiavana
Nia nazava namirapiratra cfiuax aoka izany
Ny Anjely umib nanambara Azy
Mpanjaka Izy

Isan'andininy:
Inty no tantaran'Ilay Mpamonjy tety
Kintana no mpitari-dalàna ny olo-kendry
Terak'Izy io no andro Noely


Nentiny ny fifaliana
Ny hira hidera Azy (Haleloia)
Ny voahary mandre feo (Haleloia 2x)
Ny hira avy ao an-danitra
Ny Anjely nanambara Azy
Mpanjaka Izy


Fitiavana no anton'izao (voninahitra)
Ny ao an-danitra ao tononkira.serasera.org mihoby Azy (Haleloi 2x)

Inty no tantaran'Ilay Mpamonjy tety
hiankohofan'ny olo-kendry Magy telo
Terak'i Kristy io no andro Noely

ou! ou! jmhlpw ou! ou!
a! a! a! a!
Io no Tompo
Io no Imanoela

--------
Link:
Comments
asafaworsh ( 23/12/2024 09:44)
Hira Krismasy Asafa FJKM Dec2024
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : ASAFA Andravoahangy Fivavahana
Hits : 535
Likes : 0 Like
Created by : asafaworsh
Date : 23/12/2024 09:43
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0372