Fa tsara Ianao (ASAFA Andravoahangy Fivavahana)

https://tononkira.serasera.org/hira/asafa-andravoahangy-fivavahana/fa-tsara-ianao

Dera, laza,saotra
No atolotro Anao
Fiderana feo fifaliana,
Eto anatrehanao
No hanandratako ny fo,
Ny feo, ny tànako indray
Mba ho voninahitrao

Isan'andininy:

Falifaly ny fo
Feno ny fanatrehanao eto indray
Hira fihiram-baovao no atao
Ankalazana Anao
Hideranao aho
ianao irery

Fifalian'ny foko Ianao
Hideranao aho
Tompo ny hery
mpamonjy mahery
Mandrakizay

Brd :
Hidera Anao mandrakizay izay
Ary hanambara amin’izao Tsiky dia ampyrehetra izao
Ny hatsaranao

Tompo lehibe, Mahery ary mendrika ho
Deraina ny Anarany

Hidera Anao mandrakizay izay
Ary hanambara amin’izao rehetra izao
Fa tsara Ianao

Tompo lehibe, Mahery ary mendrika ho
Deraina ny Anarany

..Hidera Anao mandrakizay
..Hihira ho Anao ny fonay
Sanatria tsy ho fahazarana
...Hidera Anao mandrakizay
..Hihira ho Anao ny fonay
Tena hijoro sy ho sahy

Isan'andininy:

Falifaly ny fo
Feno ny fanatrehanao eto indray..

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : ASAFA Andravoahangy Fivavahana
Mpamaky : 843
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : asafaworsh
Tamin'ny : 29/10/2015 17:14:09
ID : 7826

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo