Fenoy (ASAFA Andravoahangy Fivavahana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo ô! fanirianay hatrany
Ny ho mendrika mandrakariva
Eo anatrehanao
Koa fenoy fahendrena izahay
Ahay hanetritena eo aminao
Brd:
Tolory fahalala marina sy tsara izahay
Dia xjutzp alaviro ireo fakam-panafy
Tolory fahalala marina sy tsara fnaqp izahay
Dia olwiejb alaviro ireo fakam-panafy
Isan'andininy
Omeo fo feno fitiavana
Omeo saina feno fanetretena
Avy tononkira.serasera.org aminao ry Tompo be fahasoavana
Be fitiavana
Fa Ianao no nahatoy izao anay
Ry Tompo tia anay
Havaozy indray no fo
ho fo vaovao
Fanahy Masin'ny Ray
Ny ho mendrika mandrakariva
Eo anatrehanao
Koa fenoy fahendrena izahay
Ahay hanetritena eo aminao
Brd:
Tolory fahalala marina sy tsara izahay
Dia xjutzp alaviro ireo fakam-panafy
Tolory fahalala marina sy tsara fnaqp izahay
Dia olwiejb alaviro ireo fakam-panafy
Isan'andininy
Omeo fo feno fitiavana
Omeo saina feno fanetretena
Avy tononkira.serasera.org aminao ry Tompo be fahasoavana
Be fitiavana
Fa Ianao no nahatoy izao anay
Ry Tompo tia anay
Havaozy indray no fo
ho fo vaovao
Fanahy Masin'ny Ray
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : ASAFA Andravoahangy FivavahanaHits : 1661
Likes : 0 Like
Created by : asafaworsh
Date : 29/10/2015 18:14
