Hafaliana (ASAFA Andravoahangy Fivavahana)

Endrey ny hafaliako Jeso Tompo
Fa indro Ianao tonga tety
Inty ny foko raiso hatolotro Anao
Raiso Tompo ho Anao
Ho Anao Mandrakizay

Isan'andininy:
Mifaly ny fo
Feno haravona tokoa
Mahita ny Voninahitrao
NTsiky dia ampyitondray ny artinay rehetra Ianao
Ka faly sy ravo ny fonay

Finaritra ny saiko Jeso Tompo
Fa tonga Ianao namangy ahy
Nitondra famonjena ho anay
Ny saotra Ray รด!
No atolotro Anao

Isan'andininy:
Mifaly ny fo
Feno haravona tokoa...

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : ASAFA Andravoahangy Fivavahana
Mpamaky : 585
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : asafaworsh
Tamin'ny : 29/10/2015 18:15:25
ID : 7825

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo