Hianao atao (ASAFA Andravoahangy Fivavahana)

Hainao atao
Ny zavatra rehetra Tompo ô!
Indro izahay
Nahafoy ny zavatra rehetra
hanaraka Anao

Ny fiainako natokako
Ho Anao  irery Jesoa
Manjakà Ianao eto, anio, izao
Fa maniry loatrtononkira.serasera.orga Anao

Ny tongotra handoahalika,
Ny lela rehetra
Hidera ny Anaranao
Tompo ô!
Tompon'ny fahefana Ianao

Ny fiainako hanjakanao
Nanehoanao ny fitiavanao
Tompo ô!
Tompo Mpamonjy Ianao
Izaho mbola hanantena Anao

Mpihira : ASAFA Andravoahangy Fivavahana
Mpamaky : 965
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : asafaworsh
Tamin'ny : 29/10/2015 14:31:52
ID : 7824

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo