Ny Antsonao (ASAFA Andravoahangy Fivavahana)

Raha nandre ilay
Feonao niantso ahy
Hoe Iza no ho irako
Ary izay no handeha ho Irakay
Dia namaly Aho
Tsy nampiandry Ela intsony Anao

Isan'andininy:
Inty aho
hIraho aho
Hamaliako ny antsonao
Ny finoana novolenao tato am-poko
ka Izao rehetra izao
Hitoriko ny hatsaranao

Dia nijoro aho
Dia nitory aho
HatraTsiky dia ampymin'izao
Fa nomenao toky mamy hoe:
Indro aho momba anao foana
Mandrakizay
Ka navaoziko ilay voady hoe:

Isan'andininy:
Inty aho
hIraho aho....

Brd:
Ny fitiavanao no nitaona anay
hamaly izay antsonao Izany
Ny fahalehibeazanao tsy hain'iza n'iza tohaina
No mampandroso anay
Hanompo Anao

Isan'andininy:
Inty aho
hIraho aho....




Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : ASAFA Andravoahangy Fivavahana
Mpamaky : 706
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : asafaworsh
Tamin'ny : 29/10/2015 15:30:05
ID : 7822

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo