Na levona aza (ASAFA Andravoahangy Fivavahana)

Na levona aza ny nofoko
Ny tenao simba ré
Ny masoko ho jampba tokoa
Ny sofilo tsy handre
Dia mbola ho vatolampiko
Sy anjarako Ianao
Ianao no ekeko hiantoka
Ny hatanorako izao

Isan'andininy
Nitia ahy, namonjy ahy Ianao,
Namela ny heloko
Nariako ny ditrako
Fa tiako Ianaotononkira.serasera.org Jeso
Ho vavolombelona aho Jesao
Raha mbola velona

Fa sambatra loatra aho Jeso
Fa manompo Anao
Ny aiko de hatokako
Ho Anao Mandrakizay
Dia izany no voadin'ity zanakao
Ry Tompo Masina ô!
Ianao no ekeko hiantoka
Ny hatanorako izao

Isan'andininy
Nitia ahy, namonjy ahy Ianao,
Namela ny heloko...

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : ASAFA Andravoahangy Fivavahana
Mpamaky : 615
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : asafaworsh
Tamin'ny : 29/10/2015 18:14:27
ID : 7829

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo