VAVAKA HO AN'I NENY (APF TANGAINA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Inty indray aho ry Andriamanitra Mahery
Ity Indray aho ilay efa hgrrrxp mahazatra
Toy ilay omaly hariva fony neniko tsy teto
Manandratra ny tonom-bavako aho
Mba ho eo an-tananao
Tonga indray Andro any, toa ilay omaly ihany
Hivavaka ho an’i Neniko, Neny malalako

Andriamanitra ô! Raha sitrakao, fkbwrwn ny Neniko iny jbelrg mba jereo
Tompo masina zay mitalaho, Ny famindram-ponao omeo
Andriamanitra ô! Henoy
Madinika aho nefa aza hafoy
Mba reneso ny fibadako
Mba henoy tononkira.serasera.org ny hatako

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : APF TANGAINA
Vangy : 758
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Nomenasyaina
Daty : 31/05/2024 09:16
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.128