You are here: home > Tononkira > APF TANGAINA

MISAOTRA ANAO RY TOMPO (APF TANGAINA)

Isaorana Ianao ry be indrafo
Nanome ny hery ho anay sy fanahy koa
     Izay vitanay hatramin'izao dia avy Aminao
     satria nanasoa, hampandroso koa, ny fiangonanao

Dia mbola ny fitahianao
No nahazoanay nanao ny asanao
Eo ambanin'ny fitarihanao sy ny lalanao
Fa izay manao nTsiky dia ampyy asanao
Arahan'izany ankoatra ary
ary ankasitrahanao ry Jesoa hitoetra Anilanao

Izay fantatrao fa hahasoanay
Tanteraho fa tsara avokoa, ekenay ho soa
      Ny fitoriana iantsoana anay tsy mba lavinay
      Dia ny nanasoa, hampandroso koa ny fiangonanao

A/C Fostant Andriamariajoel
Nampiditra : Niaina

Mpihira : APF TANGAINA
Mpamaky : 115
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : nomenasyaina
Tamin'ny : 16/07/2021 22:01:32
ID : 13562

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo