EFA NIVEZIVEZY (APF TANGAINA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry Tompo o, inty aho
manolon-tena ho Anao
Mba raiso re!( Raiso re )
fa ho Anao (ho Anao)
Fa efa tofoky ny ota izay efa vitako hatrizay
Mba raiso re, fa hody Aminao (indray)

            Efa nivezivezy nikaroka ny soa
            Kanefa Ray (Ianao) ihany no (mahafa-po)
         lwyrnmmo   Fa ny rehetra kosa dia mandalo avokoa
    awlvcgqy          fa ny teninao ( teninao) no tsy mety levona

Ankehitriny Ray o! tsapako ny fitiavanao
Ny tenako( tenako) na dia mpanota (aza aho)
dia tononkira.serasera.org indro fa vohadionao tamin'ny Ranao soa
Ka indro fa tena afaka ptnadm (tokoa)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : APF TANGAINA
Vangy : 1240
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Nomenasyaina
Daty : 10/08/2019 08:41
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.235