VAVAKA HO AN'I NENY (APF TANGAINA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Inty indray aho mhhuswbn ry Andriamanitra Mahery
Ity Indray aho ilay efa mahazatra
Toy ilay omaly hariva fony neniko tsy teto
Manandratra ny tonom-bavako aho
Mba ho eo an-tananao
Tonga indray Andro any, toa ilay omaly ihany
Hivavaka tononkira.serasera.org ho an’i Neniko, Neny malalako

Andriamanitra ô! Raha sitrakao, ny Neniko iny mba jereo
Tompo masina zay etzwjz mitalaho, Ny famindram-ponao omeo
Andriamanitra ô! Henoy
Madinika aho nefa aza whtxpx hafoy
Mba reneso ny fibadako
Mba henoy ny hatako

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : APF TANGAINA
Hits : 712
Likes : 0 Like
Created by : Nomenasyaina
Date : 31/05/2024 09:16
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0373