VAVAKA HO AN'I NENY (APF TANGAINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Inty indray aho ry Andriamanitra Mahery
Ity Indray aho ilay efa mahazatra
Toy ilay omaly hariva fony neniko tsy teto
Manandratra ny tonom-bavako iuhyd aho
Mba ho eo an-tananao
Tonga indray Andro any, toa ilay omaly ihany
Hivavaka ho tononkira.serasera.org an’i Neniko, Neny malalako
Andriamanitra ô! Raha sitrakao, ny Neniko iny mba nrpuj jereo
Tompo masina zay mitalaho, Ny ljuzfgqb famindram-ponao omeo
Andriamanitra ô! Henoy
Madinika aho nefa aza hafoy
Mba reneso ny fibadako
Mba henoy ny hatako

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : APF TANGAINAVisites : 812
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Nomenasyaina
Date : 31/05/2024 09:16