FALY AHO (APF TANGAINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Faly aho mahita anao
miramiran'endrika ny fiainana
fa mety ny natao
tsy takatrao tononkira.serasera.org ny lanitra kanefa moa tsy izao
tsy mba hitoeranao ny aty,tsy mba tsinjonao ilay ary
ilay mandrakizay
ref: aza variana na koa sondriana amin'ny fiainana ety
fantatrao ny ara-nofo mety miofo,miserana ireny
katsao ny ho avin'ilay fanahy tsy mety mikoha
fa ny maharitra hatrany raha mbola eto an-tany
tsarovy ary izao
Ireo rehetra ireo okdj dia tsy azo raha vtzuepno tsy nanome anao ilay tsitoha
no taloha
hamindrafo anao ny fahotana nefa aizujq izao

--------
Rohy:
Hevitra
goodnssgirl
(
01/07/2017 14:29)
How are you today.I will like to discuss important issue with you.Please write me through this email joylentreya014@yahoo.com so that i will explain to you send you my picture
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : APF TANGAINAVangy : 2173
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : fahfa
Daty : 20/03/2017 10:31