MIFALIA SY MIHOBIA (APF TANGAINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mifalia sy Mihobia, ry Olombelona o!
Fa isika izay mpanompo dia natsangana
Ny herin'ny fitiavana no naha tononkira.serasera.org toy izao
Zanak'Andriamanitra izaho sy ianao
Ou Ou syflqeb Ou Ou Ou Ou Ou Ou Ou
Isaory re ny Tompo ilay fitiavana
Isika mpanota re, isika mpamadika
Rehefa manaiky, rehefa mibebaka
Voavonjy voadiony, htlmtwx Voavonjy natsangany
Tonga zanany tokoa...
Dia indro fa afaka, dia indro fa sambatra
Nanaiky ny didiny, nanaiky ny hafany
Ny didim-pitiavany (x2)
Tena zanany efkzi tokoa...
Ou Ou Ou Ou Ou Ou Ou Ou Ou
Fa isika izay mpanompo dia natsangana
Ny herin'ny fitiavana no naha tononkira.serasera.org toy izao
Zanak'Andriamanitra izaho sy ianao
Ou Ou syflqeb Ou Ou Ou Ou Ou Ou Ou
Isaory re ny Tompo ilay fitiavana
Isika mpanota re, isika mpamadika
Rehefa manaiky, rehefa mibebaka
Voavonjy voadiony, htlmtwx Voavonjy natsangany
Tonga zanany tokoa...
Dia indro fa afaka, dia indro fa sambatra
Nanaiky ny didiny, nanaiky ny hafany
Ny didim-pitiavany (x2)
Tena zanany efkzi tokoa...
Ou Ou Ou Ou Ou Ou Ou Ou Ou
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : APF TANGAINAVisites : 1064
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Nomenasyaina
Date : 24/09/2022 10:49
