AOKA HO TONGA (APF TANGAINA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aoka ho tonga
Ho tonga amiko
Ny famindram-ponao Jehovah o!
Dia ny famonjena ahy, Ho to ny teninao
Koa glmhx arovy aho, ambany elatrao

Ray o!!! Tompo Mahery o!
Lalan-tsarotra izao diaviko tononkira.serasera.org izao
Ray lhghrwf o!!! Tompo Mahery o!
No ho velona mandrakizay doria

Ka tsy hahatahotra ny loza sy izay xokgg rehetra eo aminy aho
Satria diso, diso izy ireny

Ray o!!! Tompo Mahery o!
Lalan-tsarotra izao diaviko izao
Ray o!!! Tompo Mahery o!
No ho velona mandrakizay doria

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : APF TANGAINA
Hits : 934
Likes : 1 Like
Created by : Nomenasyaina
Date : 08/09/2022 20:24
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0506