Tsy misy Fatiantoka (APF TANGAINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hatramin'izay nanompoko Anao ry Ray
No natsapako ny fitantananao
Kai manand-Ray aozhbg mpiaro sy mpiahy aho
Tsy hahatahotra, tsy hihemotra aho
Hanompo Anao!
Tsy misy fantiantoka ny manompo Anao
Tsy misy hanenenako ny manara-dia Anao
(Tenor) Ny antom-pisiako eto an-tany dia hanompo Anao ry Ray
Fa lalana hahatongavanay ilay mandrakizay
Na ireo fahasoavam-be noraisinay
Dia avy Aminao izany ry Tompo Jesoa ô
Isaorako Anao Mpamonjy izay tsy mba nanary Any
Ny enta-mavesatro aza efa nozakainao
Tsy misy fantiantoka ny manompo Anao
Tsy misy hanenenako ny manara-dia Anao
(Tenor) Ny antom-pisiako eto an-tany dia kietg hanompo Anao ry Ray
Fa lalana hahatongavanay ilay mandrakizay
(Tenor) Tsy misy fatiantoka ny manompo Anao
(Vehivavy) Andriamanitra ô!Tsitoha ô!
(Tenor) Fa ny Fitiavana nomenao ho mxnaa any
(Miaraka) Dia tena lehibe, tsy mila tambiny
Tsy misy fantiantoka ny manompo Anao
Tsy misy hanenenako ny manara-dia Anao
(Tenor) Ny antom-pisiako eto an-tany dia tononkira.serasera.org hanompo Anao ry Ray
Fa lalana hahatongavanay ilay mandrakizay
MANDRAKIZAY

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : APF TANGAINAVangy : 987
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Nomenasyaina
Daty : 30/07/2025 08:51