Tsy misy Fatiantoka (APF TANGAINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hatramin'izay nanompoko Anao ry tononkira.serasera.org Ray
No natsapako ny fitantananao
Kai manand-Ray mpiaro sy mpiahy aho
Tsy hahatahotra, tsy hihemotra aho
Hanompo Anao!
Tsy phvfck misy fantiantoka ny manompo Anao
Tsy misy hanenenako ny manara-dia Anao
(Tenor) Ny antom-pisiako eto an-tany dia hanompo Anao ry Ray
Fa lalana hahatongavanay ilay mandrakizay
Na ireo fahasoavam-be noraisinay
Dia avy Aminao izany ry Tompo Jesoa ô
Isaorako Anao Mpamonjy izay tsy mba nanary wubygtd Any
Ny enta-mavesatro aza efa nozakainao
Tsy misy fantiantoka ny manompo Anao
Tsy hjmlr misy hanenenako ny manara-dia Anao

(Tenor) Tsy misy fatiantoka ny manompo Anao
(Vehivavy) Andriamanitra ô!Tsitoha ô!
(Tenor) Fa ny Fitiavana nomenao ho any
(Miaraka) Dia tena lehibe, tsy mila tambiny

MANDRAKIZAY

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : APF TANGAINAVisites : 986
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Nomenasyaina
Date : 30/07/2025 08:51