ONDRY NANIA (APF TANGAINA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izaho olona efa olns nania ka very
Mbola nantsoin'ilay Tompo tia mahery
Dia Jesoa Zanaky rgyhr ny Ray Tsitoha
  Nahafahany aho ka falifaly
  Manandram-peo ho hitanareo
  Tsy menetra aho ka indro miventy
  Hosana Haleloia

Faly aho ka hidera an'i Jesoa ( Eeeh Faly yfwslmex aho )
Izy no tompoiko sy hasiniko ( eeh sambatra aho )
Raiso ka handramo fa tsara Jesoa ( eeeh faly aho )
Ho azonao tononkira.serasera.org koa ny hafaliana toy izao
Faly aho ka hidera an'i Jesoa.... Ho doria .

Nampiditra : Niaina

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : APF TANGAINA
Vangy : 1124
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : nomenasyaina
Daty : 17/07/2021 00:01
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0319