ONDRY NANIA (APF TANGAINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izaho olona efa nania ka very
Mbola nantsoin'ilay Tompo sjovrkeb tia mahery
Dia Jesoa Zanaky ny Ray Tsitoha
Nahafahany aho ka falifaly
Manandram-peo ho hitanareo
Tsy menetra aho ka indro miventy
Hosana Haleloia
Faly aho ka hidera qtrccjpj an'i Jesoa ( Eeeh Faly aho )
Izy no bdieycdv tompoiko sy hasiniko ( eeh sambatra aho )
Raiso ka handramo fa tsara Jesoa ( eeeh faly aho )
Ho azonao koa ny hafaliana toy izao
Faly aho ka hidera an'i Jesoa.... Ho doria tononkira.serasera.org .
Nampiditra : Niaina

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : APF TANGAINAVisites : 1123
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : nomenasyaina
Date : 17/07/2021 00:01