ONDRY NANIA (APF TANGAINA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izaho olona efa nania ka tuolxsd very
Mbola nantsoin'ilay Tompo tia mahery
Dia Jesoa Zanaky ny Ray Tsitoha
  Nahafahany aho ka falifaly
  Manandram-peo ho hitanareo
  Tsy menetra aho ka indro miventy
tononkira.serasera.org  Hosana Haleloia

Faly zgfya aho ka hidera an'i Jesoa ( Eeeh Faly aho )
Izy no tompoiko sy hasiniko ( eeh sambatra aho )
Raiso ka handramo fa tsara Jesoa ( eeeh faly ukjall aho )
Ho azonao koa ny hafaliana toy izao
Faly aho ka hidera an'i Jesoa.... Ho doria .

Nampiditra : Niaina

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : APF TANGAINA
Hits : 1125
Likes : 0 Like
Created by : nomenasyaina
Date : 17/07/2021 00:01
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0311