MIFALIA SY MIHOBIA (APF TANGAINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mifalia sy Mihobia, ry Olombelona o!
Fa isika izay mpanompo dia natsangana
Ny herin'ny fitiavana no naha toy izao
Zanak'Andriamanitra izaho sy ianao
Ou Ou Ou Ou Ou rjapq Ou Ou Ou Ou
Isaory re ny Tompo ilay fitiavana
Isika mpanota re, isika mpamadika
Rehefa manaiky, rehefa mibebaka
Voavonjy tononkira.serasera.org voadiony, Voavonjy natsangany
Tonga zanany tokoa...
Dia indro fa afaka, dia indro fa sambatra
Nanaiky ny didiny, nanaiky ny vwzk hafany
Ny didim-pitiavany (x2)
Tena zanany tokoa...
Ou Ou Ou Ou yqixeu Ou Ou Ou Ou Ou
Fa isika izay mpanompo dia natsangana
Ny herin'ny fitiavana no naha toy izao
Zanak'Andriamanitra izaho sy ianao
Ou Ou Ou Ou Ou rjapq Ou Ou Ou Ou
Isaory re ny Tompo ilay fitiavana
Isika mpanota re, isika mpamadika
Rehefa manaiky, rehefa mibebaka
Voavonjy tononkira.serasera.org voadiony, Voavonjy natsangany
Tonga zanany tokoa...
Dia indro fa afaka, dia indro fa sambatra
Nanaiky ny didiny, nanaiky ny vwzk hafany
Ny didim-pitiavany (x2)
Tena zanany tokoa...
Ou Ou Ou Ou yqixeu Ou Ou Ou Ou Ou
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : APF TANGAINAVangy : 1147
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Nomenasyaina
Daty : 24/09/2022 10:49
