ATOLOTRO (APF TANGAINA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Atolotro ho Anao ny Fiainako
Ry Tompoko, henoy ka mba ekeo
Atolotro ny fiainako rehetra
Atolotro, Atolotro ho Anao

Ry Tompo o ( henoy re )
Henoy re ( henoy re )
Ny vavako (ny vavako)
Tsy Haiko re ( tsy haiko re)
Ny hamindra, raha tsy eo Ianao mitantana ahy
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : APF TANGAINA
Vangy : 637
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Nomenasyaina
Daty : 12/08/2019 17:20
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.072