MIFALIA SY MIHOBIA (APF TANGAINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mifalia tononkira.serasera.org sy Mihobia, ry Olombelona o!
Fa isika izay mpanompo dia natsangana
Ny herin'ny fitiavana mgpa no naha toy izao
Zanak'Andriamanitra izaho sy ianao
Ou Ou Ou Ou Ou Ou Ou Ou Ou
Isaory re ny Tompo ilay fitiavana
Isika mpanota re, isika mpamadika
Rehefa vcaxryi manaiky, rehefa mibebaka
Voavonjy voadiony, Voavonjy natsangany
Tonga zanany tokoa...
Dia indro fa pwznnl afaka, dia indro fa sambatra
Nanaiky ny didiny, nanaiky ny hafany
Ny didim-pitiavany (x2)
Tena zanany tokoa...
Ou Ou Ou Ou Ou Ou Ou Ou Ou
Fa isika izay mpanompo dia natsangana
Ny herin'ny fitiavana mgpa no naha toy izao
Zanak'Andriamanitra izaho sy ianao
Ou Ou Ou Ou Ou Ou Ou Ou Ou
Isaory re ny Tompo ilay fitiavana
Isika mpanota re, isika mpamadika
Rehefa vcaxryi manaiky, rehefa mibebaka
Voavonjy voadiony, Voavonjy natsangany
Tonga zanany tokoa...
Dia indro fa pwznnl afaka, dia indro fa sambatra
Nanaiky ny didiny, nanaiky ny hafany
Ny didim-pitiavany (x2)
Tena zanany tokoa...
Ou Ou Ou Ou Ou Ou Ou Ou Ou
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : APF TANGAINAVisites : 955
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Nomenasyaina
Date : 24/09/2022 10:49
