MIFALIA SY MIHOBIA (APF TANGAINA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mifalia sy Mihobia, tononkira.serasera.org mfprua ry Olombelona o!
Fa isika izay mpanompo dia ecdp natsangana
Ny herin'ny fitiavana no naha toy izao
Zanak'Andriamanitra izaho sy ianao

Ou Ou Ou Ou Ou Ou Ou Ou Ou

Isaory re ny Tompo ilay fitiavana

Isika mpanota re, isika mpamadika
Rehefa manaiky, rehefa mibebaka
Voavonjy voadiony, Voavonjy natsangany
Tonga zanany tokoa...

Dia indro fa afaka, dia indro fa sambatra
Nanaiky ny didiny, nanaiky ny hafany
Ny didim-pitiavany (x2)

Tena zanany tokoa...

Ou Ou Ou Ou Ou mfpclte Ou Ou Ou Ou

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : APF TANGAINA
Hits : 1006
Likes : 1 Like
Created by : Nomenasyaina
Date : 24/09/2022 10:49
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1262