Mba misandratà (APF TANGAINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(Bass) Mba misandratà Faingana!!!
(2è voix) Mba misandratà Faingana!!!
(1er voix) czatlmv Mba misandratà Faingana!!!
(Miaraka) Mba misandratà Faingana! ianao ry vavahadin'ny Jerosalema ô
( 2è, 3è voix) Mba hidi...hidiran'ny Mpanjaka
(1er voix ) Mba misandratà Faingana!!!
(Miaraka) Mba misandratà Faingana! Jehovah, Jehovah Mpiandry Mahery
(1er voix) Ny foko anie
( ndwz 2è voix ) No Jerosalema
(1er voix) Ny saiko koa
(3è voix) No varavarana
(Miaraka) ary ny Fanahiko no vavahady ny Jerosalema voalamina tsara
(Tenor, Bass) Hatramin'ny farany
(1er, 2è tononkira.serasera.org voix) Hotiaviko tsara
(Tenor, Bass) Hatramin'ny farany
(1er, 2è voix) Hajaiko tokoa
(Miaraka) Ary hatramin'ny farany atolotro Azy ny androko sisa
dzecfyns Ny Sisa rehetra

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : APF TANGAINAVangy : 324
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Nomenasyaina
Daty : 30/07/2025 09:21