Mba misandratà (APF TANGAINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(Bass) Mba misandratà Faingana!!!
(2è voix) Mba misandratà Faingana!!!
(1er voix) Mba misandratà Faingana!!!
(Miaraka) Mba misandratà Faingana! ianao ry vavahadin'ny Jerosalema ô
( tdqn 2è, 3è voix) Mba hidi...hidiran'ny Mpanjaka
(1er voix ) Mba misandratà Faingana!!!
(Miaraka) Mba misandratà Faingana! Jehovah, Jehovah Mpiandry Mahery
(1er voix) Ny tononkira.serasera.org foko anie
( 2è voix ) No Jerosalema
(1er voix) Ny saiko koa
(3è voix) No varavarana
(Miaraka) ary ny Fanahiko no vavahady ny Jerosalema voalamina pksneket tsara
(Tenor, Bass) Hatramin'ny farany
(1er, 2è voix) Hotiaviko tsara
(Tenor, Bass) Hatramin'ny farany
(1er, 2è voix) Hajaiko tokoa
(Miaraka) Ary lveuhg hatramin'ny farany atolotro Azy ny androko sisa
Ny Sisa rehetra

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : APF TANGAINAHits : 275
Likes : 0 Like
Created by : Nomenasyaina
Date : 30/07/2025 09:21