Mba misandratà (APF TANGAINA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(Bass) Mba misandratà Faingana!!!
(2è voix) Mba misandratà Faingana!!!
(1er voix) Mba misandratà Faingana!!!
(Miaraka) Mba misandratà Faingana! ianao ry vavahadin'ny Jerosalema ô

( 2è, 3è voix) Mba hidi...hidiran'ny Mpanjaka
(1er voix ) Mba misandratà Faingana!!!
(Miaraka) Mba misandratà Faingana! Jehovah, Jehovah Mpiandry Mahery

(1er voix) Ny foko anie
( 2è voix ) No Jerosalema
(1er voix) Ny saiko koa
(3è voix) No varavarana
(Miaraka) ary ny Fanahiko no vavahady ny Jerosalema voalamina tsara

(Tenor, Bass) Hatramin'ny farany
(1er, 2è voix) Hotiaviko tsara
(Tenor, Bass) Hatramin'ny farany
(1er, 2è voix) Hajaiko tokoa
(Miaraka) Ary hatramin'ny farany atolotro Azy ny androko sisa
               Ny Sisa rehetra
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : APF TANGAINA
Visites : 133
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Nomenasyaina
Date : 30/07/2025 09:21
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1261