Matoky aho Tompo (APF TANGAINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Matoky fbqvr aho Tompo ô! Fa ho mpandresy
Manaiky aho Tompô, izay hitantananao ny fiainako
Ny fiainako Jesoa, Ankiniko Aminao
Satria Ianao zvtqzie Tompo ô! Mpiaro tsy mba mandao
Ka na mafy toa inona aza ny ady hatrehana
Na hisesisesy eo foana ny fanenjehana
Tsy hisy harombaka izay eo am-pelatananao
Mino Anao aho Tompo ô! Zanaky ny Avo
Hankatoaviko Tompo ô! izay rehetra voalazanao
Ka hifikitra Aminao, Mandrakizay
Raha Ianao no momba, tsy hisy hahatohitra ahy
!! Satria fantatro, izay inoako, fa Ray tsy mba mandao
Azoko antoka tokoa ka hankatoaviko
nvpuee Ka tsy Hihemotra aho, fa hijoro tononkira.serasera.org hahatoky Anao!!

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : APF TANGAINAVangy : 400
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Nomenasyaina
Daty : 30/07/2025 08:43