Matoky aho Tompo (APF TANGAINA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Matoky aho Tompo ô! Fa ho mpandresy
Manaiky aho Tompô, izay hitantananao ny fiainako
Ny fiainako Jesoa, Ankiniko Aminao
Satria Ianao Tompo ô! Mpiaro tsy mba mandao

Ka na mafy toa inona aza ny ady hatrehana
Na hisesisesy eo foana ny fanenjehana
Tsy hisy harombaka izay tononkira.serasera.org ivmz eo am-pelatananao

Mino qvlbhykv Anao aho Tompo ô! Zanaky ny Avo
Hankatoaviko Tompo ô! izay rehetra voalazanao
Ka hifikitra Aminao, Mandrakizay
Raha uapse Ianao no momba, tsy hisy hahatohitra ahy
!! Satria fantatro, izay inoako, fa Ray tsy mba mandao
    Azoko antoka tokoa ka hankatoaviko
    Ka tsy Hihemotra aho, fa hijoro hahatoky Anao!!

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : APF TANGAINA
Hits : 456
Likes : 0 Like
Created by : Nomenasyaina
Date : 30/07/2025 08:43
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.9641