Ampidiro aloha ny tenimiafina
Matoky aho Tompo (APF TANGAINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Matoky tononkira.serasera.org aho Tompo ô! Fa ho mpandresy
Manaiky aho Tompô, izay hitantananao xaiz ny fiainako
Ny fiainako Jesoa, Ankiniko Aminao
Satria Ianao Tompo ô! Mpiaro tsy mba mandao
Ka na mafy toa inona aza ny ady hatrehana
Na hisesisesy eo foana ny fanenjehana
Tsy jtposeq hisy harombaka izay eo am-pelatananao
Mino owssfb Anao aho Tompo ô! Zanaky ny Avo
Hankatoaviko Tompo ô! izay rehetra voalazanao
Ka hifikitra Aminao, Mandrakizay
Raha Ianao no momba, tsy hisy hahatohitra ahy
!! Satria fantatro, izay inoako, fa Ray tsy mba mandao
Azoko antoka tokoa ka hankatoaviko
Ka tsy Hihemotra aho, fa hijoro hahatoky Anao!!

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : APF TANGAINAVisites : 301
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Nomenasyaina
Date : 30/07/2025 08:43