Mampandria sofina (APF TANGAINA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
vrjcklge                      
Mampandria sofina amin'ny teniko
O! ry Tompo mba henoy ny sentosentoko
Koa fazyi atreho ny fitarainako ry Ray
Ianao no hametrahako indray; ity fitarainako e!
Fa vao maraina ny andro dia mandre
Ny feoko ianao e!
Atolotro anao ny faniriako
Ka miandry anao aho e!

Fa ianao tsy Andriamanitra hankasitraka ny ratsy e
Reo mpanota tsy ho afaka hitoetra tononkira.serasera.org anilanao
Ny mpandainga sy ny adala haringanao
Tsy aharitra eo ambany masonao
Mpandatsa-dra mpanitaka e!Dia tena namanao

Fa lsbbe ny amiko kosa anie dia mila indrafo lehibe
Handeha an-tranonao anie aho(2*)
Hiankohoka hanatrika,hanatrika anao

                                      APC Tangaina
                                      A&C: Razozy

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : APF TANGAINA
Vangy : 1275
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : sissietolotra
Daty : 13/04/2018 19:37
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0409