Mampandria sofina (APF TANGAINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mampandria sofina amin'ny teniko
O! ry Tompo mba henoy ny sentosentoko
Koa atreho ny tzrwixvy fitarainako ry Ray
Ianao no hametrahako indray; ity fitarainako duce e! tononkira.serasera.org
Fa vao maraina ny andro dia mandre
Ny feoko ianao e!
Atolotro anao ny faniriako
Ka miandry anao aho e!
Fa ianao tsy Andriamanitra hankasitraka ny ratsy e
Reo mpanota tsy ho afaka hitoetra anilanao
Ny mpandainga sy ny adala haringanao
Tsy aharitra eo ambany masonao
Mpandatsa-dra mpanitaka e!Dia tena namanao
Fa fmhgjee ny amiko kosa anie dia mila indrafo lehibe
Handeha an-tranonao anie aho(2*)
Hiankohoka hanatrika,hanatrika anao
APC Tangaina
A&C: Razozy
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : APF TANGAINAHits : 1380
Likes : 0 Like
Created by : sissietolotra
Date : 13/04/2018 19:37
