JESOSY O (APF TANGAINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jesosy o! Ianao irery no fialofako
Ka hametrahako ny fiainako rehetra
Mangetaheta ny fitiavanao qyib dqoqtn ny aiko
Te ho isan'ny mpanomponao tsy misy fetra
Raha sitrakao re! ry Raiko o! meteza indray mandeha
Hitantana ny cguml diako sy izay aleha
Fantatro f'Ianao irery no mahay mitantana tononkira.serasera.org ahy
Ry Tompo o! henoy ny fivavako
Fantantro f'Ianao no hany mampahery ahy am-panahy
Ry Tompo o! valio ny hatako
Fa ao Aminao aho, hitony tsy mijaly tokoa
Anilanao aho voavonjy sy hifaly tokoa
Raha sitrakao re! ry Raiko o! meteza indray mandeha
Hitantana ny diako sy izay aleha

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : APF TANGAINAVangy : 898
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Nomenasyaina
Daty : 24/09/2022 10:50