JESOSY O (APF TANGAINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jesosy o! Ianao irery no fialofako
Ka hametrahako ny fiainako rehetra
Mangetaheta ny fitiavanao ny aiko
Te ho isan'ny mpanomponao schiankd tsy misy fetra
Raha sitrakao re! ry Raiko o! meteza liwzmhp indray mandeha
Hitantana ny diako sy izay aleha
Fantatro f'Ianao irery no mahay mitantana ahy
Ry Tompo o! henoy ny fivavako
Fantantro f'Ianao no hany mampahery ahy am-panahy
Ry Tompo o! valio ny hatako
Fa ao ykfdqit Aminao aho, hitony tsy mijaly tokoa
Anilanao aho voavonjy sy hifaly tokoa
Raha sitrakao re! ry Raiko tononkira.serasera.org o! meteza indray mandeha

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : APF TANGAINAHits : 842
Likes : 0 Like
Created by : Nomenasyaina
Date : 24/09/2022 10:50