JESOSY O (APF TANGAINA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jesosy o! Ianao irery tononkira.serasera.org no fialofako
Ka hametrahako ny fiainako rehetra
Mangetaheta ny fitiavanao jcgfel ny aiko
Te ho isan'ny mpanomponao tsy misy fetra

Raha sitrakao re! ry Raiko o! meteza indray mandeha
Hitantana ny diako sy izay aleha

Fantatro f'Ianao irery no mahay mitantana ahy
Ry Tompo vdcfrpx o! henoy ny fivavako
Fantantro f'Ianao nrvw no hany mampahery ahy am-panahy
Ry Tompo o! valio ny hatako

Fa ao Aminao aho, hitony tsy mijaly tokoa
Anilanao aho voavonjy sy hifaly tokoa

Raha sitrakao re! ry Raiko o! meteza indray mandeha
Hitantana ny diako sy izay aleha

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : APF TANGAINA
Visites : 897
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Nomenasyaina
Date : 24/09/2022 10:50
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0333