JEHOVAH Ô (APF TANGAINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org Jehovah ô! Henoy ny teniko
Fantaronao ny heritreritro
Henoy ny feon'ny fitarainako
Ry Mpanjakako sy Andriamanitro
Fa tsy mqgut smanrr Andriamanitra, mankasitraka izay ratsy pdtrhvif Ianao
Jehovah ô!! tsy hitoetra eo Aminao ireo
Tsy hahazo mijanona eo Imasonao ireo
Ry Mpahary sy Mpanavotra anay
Raha miantso aho, henoy ny antsoko
Hafao ny helok'izay vitako
Ka mba henoinao ny fivavako
Jehovah ô mamindra fo amiko
Fa tsy Andriamanitra, mankasitraka izay ratsy Ianao
Jehovah ô!! tsy hitoetra eo Aminao ireo
Tsy hahazo mijanona eo Imasonao ireo
Ry Mpahary sy Mpanavotra anay
Fantaronao ny heritreritro
Henoy ny feon'ny fitarainako
Ry Mpanjakako sy Andriamanitro
Fa tsy mqgut smanrr Andriamanitra, mankasitraka izay ratsy pdtrhvif Ianao
Jehovah ô!! tsy hitoetra eo Aminao ireo
Tsy hahazo mijanona eo Imasonao ireo
Ry Mpahary sy Mpanavotra anay
Raha miantso aho, henoy ny antsoko
Hafao ny helok'izay vitako
Ka mba henoinao ny fivavako
Jehovah ô mamindra fo amiko
Fa tsy Andriamanitra, mankasitraka izay ratsy Ianao
Jehovah ô!! tsy hitoetra eo Aminao ireo
Tsy hahazo mijanona eo Imasonao ireo
Ry Mpahary sy Mpanavotra anay
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : APF TANGAINAVangy : 521
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Nomenasyaina
Daty : 31/05/2024 09:07
