JEHOVAH Ô (APF TANGAINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jehovah ô! Henoy ny tenikoFantaronao ny heritreritro
Henoy ny feon'ny fitarainako
Ry Mpanjakako sy Andriamanitro
Fa tsy Andriamanitra, mankasitraka izay ratsy Ianao
Jehovah ô!! tsy hitoetra eo Aminao ireo
Tsy hahazo mijanona eo Imasonao ireo
Ry Mpahary sy Mpanavotra anay
Raha miantso aho, henoy ny antsoko
Hafao ny helok'izay vitako
Ka mba henoinao ny fivavako
Jehovah ô mamindra fo amiko
Fa tsy Andriamanitra, mankasitraka izay ratsy Ianao
Jehovah ô!! tsy hitoetra eo Aminao ireo
Tsy hahazo mijanona eo Imasonao ireo
Ry Mpahary sy Mpanavotra anay
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : APF TANGAINAVisites : 162
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Nomenasyaina
Date : 31/05/2024 09:07