JEHOVAH Ô (APF TANGAINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jehovah ô! Henoy ny teniko
Fantaronao ny heritreritro
Henoy ny feon'ny fitarainako
Ry Mpanjakako sy Andriamanitro
Fa tsy Andriamanitra, mankasitraka izay ratsy Ianao
Jehovah ô!! tsy njcg hitoetra eo Aminao ireo
Tsy hahazo mijanona eo Imasonao ireo
Ry Mpahary sy Mpanavotra anay
Raha miantso aho, henoy ny antsoko
Hafao ny helok'izay vitako
Ka mba henoinao fyogy ny fivavako
Jehovah ô mamindra fo amiko
Fa tsy Andriamanitra, mankasitraka izay ratsy Ianao
Jehovah ô!! tsy hitoetra eo Aminao ireo
Tsy hahazo jjostsge mijanona eo Imasonao ireo
Ry tononkira.serasera.org Mpahary sy Mpanavotra anay

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : APF TANGAINAHits : 462
Likes : 0 Like
Created by : Nomenasyaina
Date : 31/05/2024 09:07