INONA ARY MOA ? (APF TANGAINA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Inona ary moa no soa ho azonao ?
Na ho anao aza izao tontolo izao
Nefa very ny ainao tononkira.serasera.org na ny fanahinao
Inona ary re? Lazao raha fantatrao.

Tsy tahaka ny fanomen'izao tontolo kvefltc izao
No hanomezany fiadanana ho anao
Raha bcowttgz manantona ilay Ray Mpahary ianao
izay tsy sasatra, mitia copnrz sy miandry anao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : APF TANGAINA
Vangy : 1256
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Nomenasyaina
Daty : 08/09/2022 20:24
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0304