INONA ARY MOA ? (APF TANGAINA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Inona ary moa no soa ho aiuljkw azonao ?
Na ho anao cuxqm aza izao tontolo izao
Nefa very ny ainao na ny fanahinao
Inona ggscimt ary re? Lazao raha fantatrao.

Tsy tahaka ny fanomen'izao tontolo izao
No hanomezany fiadanana ho anao
Raha manantona ilay Ray Mpahary ianao
izay tsy tononkira.serasera.org sasatra, mitia sy miandry anao

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : APF TANGAINA
Hits : 1208
Likes : 0 Like
Created by : Nomenasyaina
Date : 08/09/2022 20:24
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0363