INONA ARY MOA ? (APF TANGAINA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Inona ary moa ytnjyc no soa ho azonao ?
Na ho anao aza izao tontolo izao
Nefa very ny ainao na ny fanahinao
Inona ary re? Lazao raha tononkira.serasera.org fantatrao.

Tsy tahaka ifin ny fanomen'izao tontolo izao
No hanomezany fiadanana ho anao
Raha manantona ilay Ray Mpahary ianao
izay tsy sasatra, mitia sy miandry ttlztz anao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : APF TANGAINA
Visites : 1319
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Nomenasyaina
Date : 08/09/2022 20:24
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.088